2 Mpanjaka 22:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Miakara any amin’i Hilkia+ mpisoronabe, ary asaivo angoniny daholo ny vola nentin’ny olona tao an-tranon’i Jehovah,+ izany hoe ny vola+ voangon’ny mpiandry varavarana.
4 “Miakara any amin’i Hilkia+ mpisoronabe, ary asaivo angoniny daholo ny vola nentin’ny olona tao an-tranon’i Jehovah,+ izany hoe ny vola+ voangon’ny mpiandry varavarana.