FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 21:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Lasa mpanjaka i Manase+ tamin’izy 12 taona, ary nanjaka 55 taona tao Jerosalema+ izy. Hefziba no anaran-dreniny.

  • 2 Mpanjaka 21:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Naoriny indray ireo toerana avo efa noravan’i+ Hezekia rainy. Nanangana alitara ho an’i Bala sy nanao tsato-kazo masina*+ koa izy, hoatran’ny nataon’i Ahaba mpanjakan’ny Israely.+ Dia niankohoka tamin’izay rehetra eny amin’ny lanitra izy, ka nanompo an’ireny.+

  • 2 Mpanjaka 21:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary nandoro ny zanany lahy tao anaty afo izy. Nampiasa herin’ny maizina sy nitady fambara+ koa izy, ary nanendry mpamoha angatra sy mpilaza ny hoavy.+ Nanao zava-dratsy be dia be teo imason’i Jehovah izy mba hampahatezitra azy.

  • 2 Tantara 28:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Lasa mpanjaka i Ahaza+ tamin’izy 20 taona, ary nanjaka 16 taona tany Jerosalema izy. Tsy nanao izay tsara teo imason’i Jehovah izy, tsy mba hoatran’i Davida razambeny.+

  • 2 Tantara 28:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Nandoro fanatitra mba hidona-tsetroka teo amin’ny Lohasahan’ny Taranak’i Hinoma* koa izy, dia nandoro ny zanany lahy tao anaty afo.+ Nanao an’ireo zava-maharikoriko fanaon’ny firenena+ efa noroahin’i Jehovah hiala teo anatrehan’ny Israelita izy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara