FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 12:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Tonga dia nantsoin’i Mosesy ny anti-panahy rehetra teo amin’ny Israely,+ ka nilazany hoe: “Mandehana mifantina biby* mbola vantombantony ho an’ny fianakavianareo tsirairay, dia vonoy ilay izy mba hatao sorona hankalazana ny Paska.

  • 2 Tantara 30:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Naniraka olona nankany amin’ny Israely rehetra+ sy ny Joda i Hezekia, sady nanoratra taratasy ho an’ny fokon’i Efraima sy Manase mihitsy aza,+ mba hanasa azy ireo ho ao an-tranon’i Jehovah any Jerosalema. Te hanasa azy ireo hankalaza ny Paska ho an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely mantsy izy.+

  • 2 Tantara 30:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Novonoin’izy ireo avy eo ny biby hatao sorona hankalazana ny Paska, tamin’ny andro faha-14 amin’ny volana faharoa. Ary menatra ny mpisorona sy ny Levita, ka nanamasina ny tenany, dia nitondra fanatitra dorana tao an-tranon’i Jehovah.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara