2 Mpanjaka 23:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Dia nomen’ny mpanjaka baiko ny vahoaka manontolo hoe: “Mankalazà Paska+ ho an’i Jehovah Andriamanitrareo, araka izay voasoratra ato amin’ity bokin’ny fifanekena+ ity.”
21 Dia nomen’ny mpanjaka baiko ny vahoaka manontolo hoe: “Mankalazà Paska+ ho an’i Jehovah Andriamanitrareo, araka izay voasoratra ato amin’ity bokin’ny fifanekena+ ity.”