-
1 Mpanjaka 22:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Ary hoy ny mpanjakan’ny Israely tamin’i Josafata: “Mody hanao olon-kafa aho ka hirotsaka ao amin’ny ady, fa ianao kosa anaovy ny akanjom-boninahitrao.” Mody nanao olon-kafa+ àry ny mpanjakan’ny Israely, ka nirotsaka tao amin’ny ady.
-