FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 1:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Tsy vitan’ny fokon’i Manase ny naka an’i Beti-sana sy ny tanàna niankina taminy,* Tanàka+ sy ny tanàna niankina taminy, Dora sy ny tanàna niankina taminy, Ibleama sy ny tanàna niankina taminy, ary Megido sy ny tanàna niankina taminy.+ Tsy nety niala tao amin’izany tany izany ny Kananita.

  • Mpitsara 5:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Nisy mpanjaka tonga hiady,

      Dia niady ireo mpanjakan’i Kanana+

      Tao Tanàka, teo amoron’ny ranon’i Megido.+

      Tsy nahazo volafotsy anefa izy ireo.+

  • Zakaria 12:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Hidradradradra mafy ny mponina ao Jerosalema amin’izany andro izany, hoatran’ny nataon’ny olona tao Hadadrimona, teo amin’ny Lemak’i Megido.+

  • Apokalypsy 16:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara