-
1 Tantara 15:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 I Sebania, Josafata, Netanela, Amasay, Zakaria, Benaia, ary Eliezera, izay samy mpisorona no nitsoka mafy ny trompetra teo anoloan’ny Vata masin’ilay tena Andriamanitra.+ Mpiandry vavahadin’ny toerana nisy ny Vata koa i Obeda-edoma sy Jehia.
-