-
1 Mpanjaka 8:54Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
54 Vao avy nanao an’izany vavaka izany sy nitalaho famindram-po tamin’i Jehovah i Solomona, dia nitsangana niala teo anoloan’ny alitaran’i Jehovah, teo amin’ilay toerana nandohalehany sy namelarany ny tanany nanandrify ny lanitra.+
-