Ezekiela 14:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Ry zanak’olona, raha manota ny tany iray ka mivadika amiko, dia hatsotrako hamely azy io ny tanako. Hopotipotehiko ny sakafo rehetra voangona ao amin’ilay tany,*+ ary hasiako mosary ao.+ Dia haripako daholo ny olona sy ny biby ao.”+
13 “Ry zanak’olona, raha manota ny tany iray ka mivadika amiko, dia hatsotrako hamely azy io ny tanako. Hopotipotehiko ny sakafo rehetra voangona ao amin’ilay tany,*+ ary hasiako mosary ao.+ Dia haripako daholo ny olona sy ny biby ao.”+