Rota 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Tamin’ny andron’ny mpitsara,*+ dia nisy mosary teo amin’ilay tany. Dia niala tany Betlehema+ any Joda ny lehilahy iray, ary nandeha nifindra tany amin’ny faritr’i* Moaba+ niaraka tamin’ny vadiny sy ny zanany roa lahy. 2 Mpanjaka 6:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Nisy mosary mafy+ àry tao Samaria. Nataon’izy ireo fahirano izy io, ka lasa volafotsy 80 sekely ny vidin’ny lohan’ampondra iray,+ ary volafotsy 5 sekely ny taim-boromailala ampahefatry ny kaba.*
1 Tamin’ny andron’ny mpitsara,*+ dia nisy mosary teo amin’ilay tany. Dia niala tany Betlehema+ any Joda ny lehilahy iray, ary nandeha nifindra tany amin’ny faritr’i* Moaba+ niaraka tamin’ny vadiny sy ny zanany roa lahy.
25 Nisy mosary mafy+ àry tao Samaria. Nataon’izy ireo fahirano izy io, ka lasa volafotsy 80 sekely ny vidin’ny lohan’ampondra iray,+ ary volafotsy 5 sekely ny taim-boromailala ampahefatry ny kaba.*