1 Samoela 16:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Tantara 28:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Jeremia 11:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Mitsara araka ny rariny anefa i Jehovah Tompon’ny tafika.Mandinika ny eritreritra lalina indrindra* sy ny fo+ izy. Avelao aho hahita ny hamalianao azy ireny,Satria ianao no nanankinako ny ady nataoko teny amin’ny fitsarana! Jeremia 17:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
20 Mitsara araka ny rariny anefa i Jehovah Tompon’ny tafika.Mandinika ny eritreritra lalina indrindra* sy ny fo+ izy. Avelao aho hahita ny hamalianao azy ireny,Satria ianao no nanankinako ny ady nataoko teny amin’ny fitsarana!