-
Isaia 2:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Feno andriamanitra tsy misy dikany ny taniny.+
Miankohoka amin’ny zavatra nataon’ny tanany ihany izy ireo,
Dia amin’ny zavatra nataon’ny rantsantanany ihany.
-
-
Jeremia 2:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Efa nisy firenena nanolo ny andriamaniny tamin’izay tsy andriamanitra ve?
Ny vahoakako anefa nanakalo ny voninahitro tamin’izay tsy misy ilana azy.+
-