FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 6:37, 38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Tamin’ny taona fahefatra, tamin’ny volana Ziva,* no napetraka ny fototry ny tranon’i Jehovah.+ 38 Ary vita ilay trano tamin’ny taona faha-11, tamin’ny volana Bola,* volana fahavalo. Vita tsara an-tsakany sy an-davany sy nifanaraka tamin’ny planina+ ilay izy. Fito taona no nanorenany an’ilay trano.

  • 1 Mpanjaka 7:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary 13 taona no nanaovan’i Solomona ny tranony,*+ dia vitany tanteraka ilay izy.+

  • 1 Mpanjaka 9:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Rehefa tapitra ny 20 taona nanorenan’i Solomona ny trano roa, izany hoe ny tranon’i Jehovah sy ny tranon’ny* mpanjaka,+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara