1 Mpanjaka 5:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Rehefa henon’i Hirama, mpanjakan’i Tyro,+ fa i Solomona no voahosotra ho mpanjaka handimby an-drainy, dia naniraka ny mpanompony ho any amin’i Solomona izy. Efa naman’i* Davida hatramin’izay mantsy i Hirama.+
5 Rehefa henon’i Hirama, mpanjakan’i Tyro,+ fa i Solomona no voahosotra ho mpanjaka handimby an-drainy, dia naniraka ny mpanompony ho any amin’i Solomona izy. Efa naman’i* Davida hatramin’izay mantsy i Hirama.+