Genesisy 49:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Zana-diona ianao, ry Joda.+ Hihinana remby ianao, anaka, dia avy eo handeha.* Namitsaka izy dia nitsotsotra toy ny liona. Hoatran’ny liona izy, ka iza no ho sahy hanaitra azy?
9 Zana-diona ianao, ry Joda.+ Hihinana remby ianao, anaka, dia avy eo handeha.* Namitsaka izy dia nitsotsotra toy ny liona. Hoatran’ny liona izy, ka iza no ho sahy hanaitra azy?