-
Josoa 14:14, 15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Izany no nahatonga an’i Hebrona ho lovan’i Kaleba zanak’i Jefone Kenizita hatramin’izao. Nanaraka an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely tamin’ny fony manontolo mantsy izy.+ 15 Kiriata-arba no anaran’i Hebrona talohan’izay.+—Lehilahy niavaka indrindra teo amin’ny Anakita izany Arba izany.—Dia nilamina ilay tany, ary tsy nisy ady intsony.+
-