1 Samoela 16:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Samoela 17:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nanaraka an’i Saoly tany an’ady ny telo lahy zokiny indrindra tamin’ny zanak’i Jese.+ Ireto avy ny anaran’ireo zanany telo lahy lasa tany an’ady ireo: Eliaba+ no lahimatoa, Abinadaba+ no faharoa, ary Sama+ no fahatelo.
13 Nanaraka an’i Saoly tany an’ady ny telo lahy zokiny indrindra tamin’ny zanak’i Jese.+ Ireto avy ny anaran’ireo zanany telo lahy lasa tany an’ady ireo: Eliaba+ no lahimatoa, Abinadaba+ no faharoa, ary Sama+ no fahatelo.