-
2 Tantara 11:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Nipetraka tao Jerosalema i Rehoboama, ary nanorina tanàna voaro mafy tany Joda.
-
-
2 Tantara 11:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Nohamafisiny koa ny fiarovana an’ireo toerana voaro mafy ireo. Nasiany mpitari-tafika àry tao amin’ireo, ary namatsy sakafo sy menaka ary divay ho an’ireo izy.
-