-
2 Tantara 11:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Nanatanjaka ny fanjakan’ny Joda izy ireo sady nanohana an’i Rehoboama zanak’i Solomona nandritra ny telo taona. Nanao hoatran’izay nataon’i Davida sy Solomona mantsy izy ireo nandritra ireo telo taona ireo.
-