-
2 Tantara 33:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Notenenin’i Jehovah foana i Manase sy ny vahoakany, nefa tsy nihaino izy ireo.+
-
-
2 Tantara 33:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Rehefa nijaly anefa izy, dia nitalaho tamin’i Jehovah Andriamaniny mba hamindra fo aminy.* Nanetry tena be teo anatrehan’ilay Andriamanitry ny razambeny koa izy.
-