2 Samoela 7:12, 13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Tantara 17:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “‘“Rehefa tapitra ny andronao ka lasa any amin’ny razambenao ianao, dia hotendreko ho mpanjaka handimby anao ny taranakao, dia ny iray amin’ny zanakao lahy.+ Ary hataoko mafy orina ny fanjakany.+ 1 Tantara 17:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Hataoko mipetraka eo amin’ny seza fiandrianako mandrakizay izy,+ ary haharitra mandrakizay ny fanjakany sy ny taranany.”’”+ Lioka 1:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
11 “‘“Rehefa tapitra ny andronao ka lasa any amin’ny razambenao ianao, dia hotendreko ho mpanjaka handimby anao ny taranakao, dia ny iray amin’ny zanakao lahy.+ Ary hataoko mafy orina ny fanjakany.+
14 Hataoko mipetraka eo amin’ny seza fiandrianako mandrakizay izy,+ ary haharitra mandrakizay ny fanjakany sy ny taranany.”’”+