2 Tantara 11:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Niala tany amin’ny kijanany sy ny fananany+ àry ny Levita, ka nankany Joda sy Jerosalema. Nesorin’i Jeroboama sy ny zanany tsy ho mpisoron’i Jehovah+ mantsy izy ireo.
14 Niala tany amin’ny kijanany sy ny fananany+ àry ny Levita, ka nankany Joda sy Jerosalema. Nesorin’i Jeroboama sy ny zanany tsy ho mpisoron’i Jehovah+ mantsy izy ireo.