-
1 Mpanjaka 5:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Nalefany nifandimby nankany Libàna izy ireo, ka 10 000 isam-bolana no niara-nalefany. Nijanona iray volana tany Libàna izy ireo, ary roa volana tany an-tranony. I Adonirama+ no niandraikitra an’ireo voantso hanao fanompoana ireo.
-