4 Noravana teo imasony koa ny alitaran’ireo Bala. Dia narodany ny fandoroana emboka manitra teny ambonin’ireny. Nopotipotehiny ho lasa vovoka koa ny tsato-kazo masina sy ny sary sokitra ary ireo sarivongana metaly, ka nafafiny teny amin’ny fasan’ireo nanao sorona ho an’ireny.+