-
2 Tantara 11:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Nasiany ampinga lehibe sy lefona koa tany amin’ny tanàna hafa rehetra, ary nataony mafy tsara ny fiarovana an’ireny. Mbola izy ihany no nanjaka tamin’i Joda sy Benjamina.
-