-
Josoa 15:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Izany no lova nozaraina tamin’ny fokon’i Joda, araka ny fianakaviany avy.
-
-
Josoa 15:44Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
44 Keila, Akziba, ary Maresa, izany hoe tanàna sivy sy ny tanàna keliny.
-
-
2 Tantara 11:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Nipetraka tao Jerosalema i Rehoboama, ary nanorina tanàna voaro mafy tany Joda.
-