-
Josoa 7:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Raha henon’ny Kananita sy ny mponina rehetra eto amin’ity tany ity izany, dia hanodidina anay izy ireo ka hofoanany tsy ho eto an-tany ny anaranay. Dia hataonao ahoana ny anaranao be voninahitra?”+
-
-
Salamo 9:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Mitsangàna, Jehovah ô! Aza avela handresy ny olombelona mety maty.
Enga anie hotsaraina eo anatrehanao ireo firenena!+
-