1 Mpanjaka 16:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary niteny tamin’i Jeho+ zanak’i Hanany+ i Jehovah, ka nanameloka an’i Basa hoe: 2 Tantara 19:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tantara 20:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Efa voasoratra ao amin’ny asa soratr’i Jeho+ zanak’i Hanany+ sady nampidirina tao amin’ny Boky Momba ny Mpanjakan’ny Israely ny sisa amin’ny tantaran’i Josafata, hatramin’ny voalohany ka hatramin’ny farany.
34 Efa voasoratra ao amin’ny asa soratr’i Jeho+ zanak’i Hanany+ sady nampidirina tao amin’ny Boky Momba ny Mpanjakan’ny Israely ny sisa amin’ny tantaran’i Josafata, hatramin’ny voalohany ka hatramin’ny farany.