FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 22:42, 43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Ary 35 taona i Josafata tamin’izy lasa mpanjaka. Nanjaka 25 taona tany Jerosalema izy. Azoba no anaran-dreniny, ary zanak’i Sily izy io. 43 Nanao hoatran’izay rehetra nataon’i Asa+ rainy foana izy. Tsy niala tamin’izany izy, ary nanao izay tsara teo imason’i Jehovah.+ Tsy nesorina anefa ny toerana avo, ary mbola nanao sorona sy nandoro fanatitra mba hidona-tsetroka teny ihany ny vahoaka.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara