2 Tantara 17:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Koa nataon’i Jehovah mafy orina ny fanjakany.+ Ary nitondran’ny Joda rehetra fanomezana foana i Josafata, ka nahazo harena sy voninahitra be.+
5 Koa nataon’i Jehovah mafy orina ny fanjakany.+ Ary nitondran’ny Joda rehetra fanomezana foana i Josafata, ka nahazo harena sy voninahitra be.+