-
Isaia 19:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Nataon’i Jehovah sahiran-tsaina i Ejipta,+
Ary manoro vohony an’i Ejipta amin’izay rehetra ataony ny mpitarika azy,
Ka hoatran’ny olona mamo mibolisatra eo amin’ny zavatra naloany izy.
-
-
Ezekiela 14:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 “‘Raha voafitaka anefa ilay mpaminany ka mamaly an’izay anontaniana azy, dia izaho Jehovah no namitaka azy.+ Dia hatsotrako hamely azy ny tanako, ka haringako tsy ho anisan’ny Israely vahoakako izy.
-