Jeremia 20:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia nikapoka an’i Jeremia mpaminany izy ary nanagadra azy tamin’ny gadra hazo,*+ teo amin’ny Vavahadin’i Benjamina, dia ilay vavahady ambony mankao amin’ny tranon’i Jehovah. Marka 14:65 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 65 Ary nisy nandrora azy+ sy nanarona ny tarehiny, dia nanisy totohondry azy sady niteny hoe: “Maminania!” Dia namely tehamaina azy ny mpampihatra didim-pitsarana ka nitondra azy.+
2 Dia nikapoka an’i Jeremia mpaminany izy ary nanagadra azy tamin’ny gadra hazo,*+ teo amin’ny Vavahadin’i Benjamina, dia ilay vavahady ambony mankao amin’ny tranon’i Jehovah.
65 Ary nisy nandrora azy+ sy nanarona ny tarehiny, dia nanisy totohondry azy sady niteny hoe: “Maminania!” Dia namely tehamaina azy ny mpampihatra didim-pitsarana ka nitondra azy.+