FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 22:24-28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ary nanatona i Zedekia zanak’i Kenana, ka namely tehamaina an’i Mikaia sady niteny hoe: “Fa ahoana koa no nialan’ny fanahin’i Jehovah tamiko, dia lasa ialahy indray no nitenenany?”+ 25 Dia namaly i Mikaia hoe: “Ho hitanao ny hialany amin’ny andro hiafenanao ao amin’ny efitra anatiny indrindra.” 26 Ary hoy ny mpanjakan’ny Israely: “Ento i Mikaia, dia atero any amin’i Amona lehiben’ny tanàna sy Joasy zanaky ny mpanjaka. 27 Teneno ry zareo hoe: ‘Izao no nolazain’ny mpanjaka: “Ampidiro am-ponja+ ilehity, ka ahenao ny anjara mofo sy rano omena azy mandra-piveriko soa aman-tsara.”’” 28 Hoy anefa i Mikaia: “Raha tafaverina soa aman-tsara ianao, dia tsy i Jehovah no niteny tamiko.”+ Hoy koa izy: “Tadidio izany, rey olona a!”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara