1 Tantara 22:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary nasain’i Davida novorina ny vahiny+ tao amin’ny tanin’ny Israely ka notendreny ho mpipai-bato. Hikapa sy hanefy vato hanorenana ny tranon’ilay tena Andriamanitra izy ireo.+
2 Ary nasain’i Davida novorina ny vahiny+ tao amin’ny tanin’ny Israely ka notendreny ho mpipai-bato. Hikapa sy hanefy vato hanorenana ny tranon’ilay tena Andriamanitra izy ireo.+