-
2 Tantara 6:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Enga anie ianao hijery an’ity trano ity andro aman’alina, ilay toerana nolazainao fa hametrahanao ny anaranao,+ ka hohenoinao ny vavaka ataon’ny mpanomponao manandrify an’ity toerana ity!
-