-
Mpitsara 11:27, 28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Izaho aloha tsy nanota taminao e, fa ianao no diso satria manafika ahy. I Jehovah Mpitsara+ anie hitsara ny vahoakan’Israely sy ny vahoakan’i Amona androany!’”
28 Tsy noraharahian’ny mpanjakan’ny Amonita anefa ny hafatra nampitain’i Jefta tany aminy.
-