Deoteronomia 31:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 I Jehovah no mandeha eo alohanao, ary hanampy anao foana izy.+ Tsy handao anao izy ary tsy hahafoy anao mihitsy. Koa aza matahotra na mihorohoro.”+ Josoa 10:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Dia hoy i Josoa tamin’izy ireo: “Aza matahotra na mihorohoro.+ Manàna herim-po ary mahereza, fa hoatr’izao no hataon’i Jehovah amin’ny fahavalo rehetra iadianareo.”+
8 I Jehovah no mandeha eo alohanao, ary hanampy anao foana izy.+ Tsy handao anao izy ary tsy hahafoy anao mihitsy. Koa aza matahotra na mihorohoro.”+
25 Dia hoy i Josoa tamin’izy ireo: “Aza matahotra na mihorohoro.+ Manàna herim-po ary mahereza, fa hoatr’izao no hataon’i Jehovah amin’ny fahavalo rehetra iadianareo.”+