FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 7:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary mbola nitsoka anjombona foana izy 300 lahy. Dia nataon’i Jehovah nifamely tamin’ny sabatra ny eran’ny toby.+ Nandositra izy ireo ka tonga hatrany Beti-sita sy Zereraha, ary hatrany amin’ny sisin’i Abela-mehola,+ any akaikin’i Tabata.

  • 1 Samoela 14:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Nifamory àry i Saoly sy ny olona rehetra niaraka taminy, dia nankeny amin’ilay toerana nisy ady. Hitan’izy ireo nifamely tamin’ny sabatra ny Filistinina, ary tena nifanjevo be mihitsy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara