Eksodosy 17:14, 15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Samoela 7:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary naka vato+ i Samoela ka nanangana an’izany teo anelanelan’i Mizpa sy Jesana, dia nataony hoe Ebenezera* ny anaran’ilay vato. Fa hoy izy: “Nanampy antsika i Jehovah hatramin’izao.”+
12 Ary naka vato+ i Samoela ka nanangana an’izany teo anelanelan’i Mizpa sy Jesana, dia nataony hoe Ebenezera* ny anaran’ilay vato. Fa hoy izy: “Nanampy antsika i Jehovah hatramin’izao.”+