25 Ary nanorina alitara+ ho an’i Jehovah teo i Davida, ka nanolotra sorona dorana sy sorona iombonana. Dia nihaino ny fitalahoana ho an’ilay tany+ i Jehovah, ka nitsahatra ilay loza nahazo ny Israely.
18 Dia nasain’ilay anjelin’i Jehovah nilaza tamin’i Davida i Gada+ mba hiakatra, ka hanangana alitara ho an’i Jehovah eo amin’ny famoloan’i Ornana Jebosita.+