15 Dia faly daholo ny Joda noho ilay fianianana, satria tamin’ny fony manontolo no nanaovany an’ilay izy. Nazoto nitady an’Andriamanitra koa izy ireo, ka nataony izay hahitan’izy ireo azy.+ Ary nataon’i Jehovah milamina foana ny tanin’izy ireo, na taiza na taiza.+