Josoa 21:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary nomena ho an’ny taranak’i Arona mpisorona ilay tanàna fialokalofan’izay nahafaty olona,+ dia ny tanànan’i Hebrona+ sy ny kijanany. Nomena azy koa i Libna+ sy ny kijanany, 2 Mpanjaka 19:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Henon’ilay Rabsake fa efa niala tany Lakisy+ ny mpanjakan’i Asyria. Dia niverina tany amin’ny mpanjaka izy ka nahita azy niady tamin’i Libna.+
13 Ary nomena ho an’ny taranak’i Arona mpisorona ilay tanàna fialokalofan’izay nahafaty olona,+ dia ny tanànan’i Hebrona+ sy ny kijanany. Nomena azy koa i Libna+ sy ny kijanany,
8 Henon’ilay Rabsake fa efa niala tany Lakisy+ ny mpanjakan’i Asyria. Dia niverina tany amin’ny mpanjaka izy ka nahita azy niady tamin’i Libna.+