1 Mpanjaka 6:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Nasiana sary sokitra kerobima+ sy hazo palmie+ ary voninkazo mamelana+ ny rindrin’ilay trano manontolo, dia ilay efitra anatiny sy ilay efitra ivelany.
29 Nasiana sary sokitra kerobima+ sy hazo palmie+ ary voninkazo mamelana+ ny rindrin’ilay trano manontolo, dia ilay efitra anatiny sy ilay efitra ivelany.