-
1 Mpanjaka 22:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Dia hoy ny mpanjakan’ny Israely tamin’ny mpanompony: “Mba fantatrareo moa fa antsika i Ramota-gileada?+ Isika anefa misalasala ny haka azy amin’ny mpanjakan’i Syria.”
-
-
2 Tantara 18:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Dia nankao amin’ny mpanjaka izy. Ary nanontany azy ny mpanjaka hoe: “Handeha hiady amin’i Ramota-gileada ve izahay, ry Mikaia, sa tsy handeha?” Tonga dia namaly i Mikaia hoe: “Mandehana fa handresy ianao. Ho resinao ireo, ry mpanjaka!”
-