-
2 Mpanjaka 9:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Dia nitaingina ny kalesiny i Jeho ka nankany Jezirela. Tany mantsy i Jorama tamin’izay, ary teo am-pandriana izy satria naratra. Ary efa nidina namangy azy tany i Ahazia mpanjakan’ny Joda.
-