1 Mpanjaka 6:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Nopetahan’i Solomona takela-bolamena tsy misy fangarony ny aty trano.+ Dia nasiany rojo volamena teo anoloan’ilay efitra anatiny indrindra,+ izay nopetahany takela-bolamena.
21 Nopetahan’i Solomona takela-bolamena tsy misy fangarony ny aty trano.+ Dia nasiany rojo volamena teo anoloan’ilay efitra anatiny indrindra,+ izay nopetahany takela-bolamena.