FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 23:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Nanampy ny taranak’i Arona+ tamin’ny fanompoana tao an-tranon’i Jehovah no asan’izy ireo. Ireto avy izany: Niandraikitra ny tokotany+ sy ny efitra fisakafoana, nanadio ny zava-masina rehetra, ary nanao ny asa rehetra ilaina amin’ny fanompoana ao an-tranon’ilay tena Andriamanitra.

  • 1 Tantara 23:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Dia nataon’izy ireo ny andraikiny momba ny tranolay fihaonana sy ny toerana masina. Nampian’izy ireo koa ny rahalahiny, dia ny taranak’i Arona nanompo tao amin’ny tranon’i Jehovah.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara