1 Tantara 24:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ireto avy ny fizarana nisy ny taranak’i Arona: Ny zanakalahin’i Arona dia i Nadaba, Abiho,+ Eleazara, ary Itamara.+ 1 Tantara 26:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Nozaraina hoatr’izao ny mpiandry vavahady:+ Ny avy tamin’ny Korahita dia i Meselemia+ zanak’i Kore, taranak’i Asafa.
24 Ireto avy ny fizarana nisy ny taranak’i Arona: Ny zanakalahin’i Arona dia i Nadaba, Abiho,+ Eleazara, ary Itamara.+
26 Nozaraina hoatr’izao ny mpiandry vavahady:+ Ny avy tamin’ny Korahita dia i Meselemia+ zanak’i Kore, taranak’i Asafa.