Marka 12:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Ary nipetraka tandrifin’ny vata fandrotsaham-bola+ izy, ka nodinihiny ny vahoaka nandrotsaka vola tao amin’ireo vata ireo. Ary betsaka ny mpanankarena nandrotsaka vola madinika be dia be.+
41 Ary nipetraka tandrifin’ny vata fandrotsaham-bola+ izy, ka nodinihiny ny vahoaka nandrotsaka vola tao amin’ireo vata ireo. Ary betsaka ny mpanankarena nandrotsaka vola madinika be dia be.+