2 Mpanjaka 12:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 I Jozakara zanak’i Simata sy Jozabada zanak’i Somera, ireo mpanompony namono azy ho faty.+ Dia nalevina tao amin’izay nisy ny razambeny tao amin’ny Tanànan’i Davida izy. Ary i Amazia zanany no nanjaka nandimby azy.+
21 I Jozakara zanak’i Simata sy Jozabada zanak’i Somera, ireo mpanompony namono azy ho faty.+ Dia nalevina tao amin’izay nisy ny razambeny tao amin’ny Tanànan’i Davida izy. Ary i Amazia zanany no nanjaka nandimby azy.+